Genesisy 35:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny. Ohabolana 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa sitrak’i Jehovah ny ataon’ny olona,+ na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.+
5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny.