FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+

  • Deoteronomia 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hosoratako eo amin’ireo takela-bato ny teny teo amin’ireo takela-bato voalohany izay novakivakinao. Ary ataovy ao anatin’ilay vata ireo.’

  • 2 Korintianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izy tokoa no nahatonga anay ho ampy fahaizana mba ho tonga mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ eny, tsy mpanompon’ny fehezan-dalàna an-tsoratra+ fa mpanompon’ny fanahy.+ Fa manameloka+ ho faty ilay fehezan-dalàna an-tsoratra, fa ny fanahy kosa mahavelona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara