FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa mandehana vorio ny anti-panahin’ny Israely, ka ilazao hoe: ‘Niseho tamiko i Jehovah Andriamanitry ny razanareo,+ dia Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, ka nanao hoe: “Tsy maintsy hitsinjo+ anareo sy hijery izay manjo anareo atỳ Ejipta aho.

  • Eksodosy 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary fitopolo+ lahy amin’ireo anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa raha mbola lavidavitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara