Eksodosy 27:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Varahina daholo ny fitaovana anaovana ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay, ary toy izany daholo koa ny fantsika be fanenjanan-day ho an’ny tranolay sy ho an’ny tokotany.+
19 Varahina daholo ny fitaovana anaovana ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay, ary toy izany daholo koa ny fantsika be fanenjanan-day ho an’ny tranolay sy ho an’ny tokotany.+