2 Dia nantsoin’i Mosesy i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona rehetra nanan-talenta izay efa nomen’i Jehovah talenta,+ dia izay rehetra natosiky ny fony ho tonga hanao ny asa.+
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+