FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mitenena amin’izay manan-talenta rehetra efa nofenoiko fanahin’ny fahendrena.+ Ary aoka izy ireo hanamboatra ny fitafian’i Arona mba hanamasinana azy, ka hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+

  • Eksodosy 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary tendreko hanampy azy i Oholiaba zanak’i Ahisamaka, avy amin’ny fokon’i Dana.+ Ary omeko talenta bebe kokoa izay rehetra efa manan-talenta, mba hanaovany izay rehetra nandidiako anao,+

  • Eksodosy 36:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary izay rehetra nanan-talenta+ teo amin’ireo nanao ny asa, dia nanao ny tranolay,+ izany hoe ny lamba folo vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara sy kofehy manga sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena ary kofehy mena midorehitra. Ary noravahany kerobima natao peta-kofehy ireo lamba.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara