FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ary ataovy ny saron-tratra fitsarana,+ ka ataovy peta-kofehy izany. Toy ny hanaovana ny efoda ihany no hanaovanao azy. Kofehy volamena, kofehy manga, volonondry volomparasy somary mena, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara, no hanaovanao azy.+

  • Eksodosy 28:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ary rehefa miditra ao amin’ny Masina i Arona, dia tsy maintsy entiny eo amin’ny saron-tratra fitsarana eo amin’ny fony, ny anaran’ny zanak’Israely, ho fahatsiarovana eo anatrehan’i Jehovah mandrakariva.

  • Eksodosy 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ataovy ao anatin’ny saron-tratra fitsarana ny Orima+ sy ny Tomima,* ary ho eo amin’ny fon’i Arona ireo rehefa miditra ho eo anatrehan’i Jehovah izy. Dia hoentin’i Arona eo amin’ny fony mandrakariva ny saron-tratra fitsarana+ ny zanak’Israely, rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy.

  • Eksodosy 39:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary teo amin’ilay saron-tratra dia nasian’izy ireo rojo mirandrana toy ny tady, vita tamin’ny volamena tsy misy fangarony.+

  • Eksodosy 39:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary ny saron-tratra dia nafatotr’izy ireo tamin’ny kofehy manga, avy teo amin’ny mason-drojon’ny saron-tratra nankeo amin’ny mason-drojon’ny efoda, mba ho eo ambonin’ny fehikibon’ny efoda foana ny saron-tratra, ka tsy hihetsika eo ambonin’ny efoda, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara