39 Ireo kofehy manga sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena ary kofehy mena midorehitra+ no nanaovan’izy ireo fitafiana+ tsara tenona, izay hoenti-manompo ao amin’ny toerana masina.+ Dia nataon’izy ireo ny fitafiana masina+ ho an’i Arona, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.