FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia alaivo ireo fitafiana,+ ary ampanaovy an’i Arona ilay akanjo lava, sy ilay akanjo tsy misy tanany mifanolotra amin’ny efoda, sy ny efoda, ary ny saron-tratra. Ary ataovy migeja tsara amin’i Arona ny efoda, ka ny fehikibon’ny efoda no hangejana azy.+

  • Eksodosy 31:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ny fitafiana tsara tenona, ny fitafiana masina ho an’i Arona mpisorona, ny fitafian’ireo zanany mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona,+

  • Eksodosy 35:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ny fitafiana+ tsara tenona hoenti-manompo ao amin’ny toerana masina, sy ny fitafiana masina+ ho an’i Arona mpisorona ary ny fitafian’ireo zanany hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara