Eksodosy 26:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ary manaova faladiany+ volafotsy efapolo hitsatohan’ny rafitra roapolo, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay.
19 “Ary manaova faladiany+ volafotsy efapolo hitsatohan’ny rafitra roapolo, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay.