Eksodosy 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary manaova sisiny mitovy refy amin’ny sakan’ny felatanana, ka asio haingony volamena koa ny morony ambany amin’iny sisiny iny.+
25 Ary manaova sisiny mitovy refy amin’ny sakan’ny felatanana, ka asio haingony volamena koa ny morony ambany amin’iny sisiny iny.+