Eksodosy 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nanao sisiny mitovy refy amin’ny sakan’ny felatanana izy, ka nasiany haingony volamena koa ny morony ambany tamin’iny sisiny iny.+
12 Dia nanao sisiny mitovy refy amin’ny sakan’ny felatanana izy, ka nasiany haingony volamena koa ny morony ambany tamin’iny sisiny iny.+