Eksodosy 25:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+ Eksodosy 25:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Volamena tsy misy fangarony no hanaovana ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+ Nomery 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’i Arona ka lazao aminy hoe: ‘Rehefa mandrehitra ny jiro ianao, dia ataovy manazava ny faritra eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo jiro fito.’”+
37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+
2 “Mitenena amin’i Arona ka lazao aminy hoe: ‘Rehefa mandrehitra ny jiro ianao, dia ataovy manazava ny faritra eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo jiro fito.’”+