FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ary i Arona dia handoro emboka manitra+ mba hidona-tsetroka eo ambonin’ilay alitara.+ Hodorany isa-maraina izany mba hidona-tsetroka, rehefa manomana ny jiro izy.+

  • Eksodosy 39:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 ny alitara+ volamena, sy ny menaka masina fanosorana,+ sy ny emboka manitra,+ ary ny lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay;

  • Salamo 141:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+

      Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+

  • Lioka 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nivavaka teo ivelany ny olona maro be tamin’ny ora fanolorana emboka manitra.+

  • Apokalypsy 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nisy anjely hafa iray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara,+ sady nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra. Nomena emboka manitra+ be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena teo anoloan’ny seza fiandrianana, tamin’ny fotoana nandrenesana ny vavaky ny olona masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara