Eksodosy 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary ataovy ao anatin’ilay Vata ireo takela-bato izay homeko anao ho vavolombelona.+ Eksodosy 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+ Eksodosy 34:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa nidina avy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay i Mosesy, dia teny an-tanany ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ary tsy fantatr’i Mosesy hoe nanjelanjelatra ny hodi-tavany rehefa avy niresaka tamin’Andriamanitra izy.+ Nomery 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ireo tehina ireo.
18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+
29 Rehefa nidina avy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay i Mosesy, dia teny an-tanany ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ary tsy fantatr’i Mosesy hoe nanjelanjelatra ny hodi-tavany rehefa avy niresaka tamin’Andriamanitra izy.+
7 Ary napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ireo tehina ireo.