FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 38:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ireto no zavatra natao lisitra momba ny tranolay, dia ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Natao lisitra araka ny didin’i Mosesy ireo, ka anjaran’ny Levita+ ny nanao izany teo ambany fiandraiketan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona.

  • Nomery 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Apetraho ao amin’ny tranolay fihaonana ireo tehina, ka ataovy eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izay isehoako aminao.+

  • Nomery 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Asaivo miaraka aminao ireo rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, izany hoe ny fokon’ny rainao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ mbamin’ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara