FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+

  • Nomery 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izany no fanompoan’ireo fianakavian’ny taranaky ny Gersonita+ ao amin’ny tranolay fihaonana, ary eo ambany fitantanan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona ny fanompoana tsy maintsy ataon’izy ireo.

  • 1 Tantara 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ny zanak’i Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary koa Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba+ sy Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara