Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+ 1 Tantara 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Maty talohan-drainy+ anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. Nanohy ny asan’ny mpisorona kosa i Eleazara+ sy Itamara.
28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+
2 Maty talohan-drainy+ anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. Nanohy ny asan’ny mpisorona kosa i Eleazara+ sy Itamara.