FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Antsoiko amin’ny anarany i Bezalila+ zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda.+

  • Eksodosy 35:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia hoy i Mosesy tamin’ny zanak’Israely: “Efa nantsoin’i Jehovah tamin’ny anarany i Bezalila+ zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda.

  • Eksodosy 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Ary aoka hiasa i Bezalila sy Oholiaba+ ary ny olona rehetra manan-talenta, izay nomen’i Jehovah talenta+ sy fahiratan-tsaina+ ilaina amin’ireo zavatra ireo, mba hahaizany hanao ny asa rehetra mahakasika ny fanompoana masina, araka izay rehetra nandidian’i Jehovah.”+

  • Eksodosy 37:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary nanao ilay Vata+ tamin’ny hazo akasia i Bezalila,+ ka roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+

  • 2 Tantara 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ny alitara+ varahina nataon’i Bezalila,+ zanak’i Ory, zanak’i Hora,+ dia napetraka teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah. Ary fanaon’i Solomona sy ny fiangonana ny nankeo amin’ilay alitara mba hanontany an’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara