Eksodosy 30:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy hanome mihoatra ny antsasaky ny sekely ny mpanankarena, ary ny mahantra tsy hanome latsaka izany,+ rehefa manao fanomezana ho an’i Jehovah handrakofana ny fahotanareo.+
15 Tsy hanome mihoatra ny antsasaky ny sekely ny mpanankarena, ary ny mahantra tsy hanome latsaka izany,+ rehefa manao fanomezana ho an’i Jehovah handrakofana ny fahotanareo.+