42 Ary manamboara kilaoty lava amin’ny lamba rongony mba hanaronan’izy ireo ny fitanjahany.+ Avy eo amin’ny andilana ka hatreo amin’ny fe ireo kilaoty lava.
18 Satroka lamba no ho eo an-dohany,+ ary kilaoty lava no ho eny amin’ny andilany.+ Samy vita amin’ny lamba rongony ireo. Tsy hanao zavatra mamehifehy mampisy hatsembohana izy ireo.