Eksodosy 28:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ary ireo zanakalahin’i Arona dia anaovy akanjo lava+ sy fehikibo lamba ary fehiloha,*+ mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+ Eksodosy 39:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara;
40 “Ary ireo zanakalahin’i Arona dia anaovy akanjo lava+ sy fehikibo lamba ary fehiloha,*+ mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+
28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara;