Eksodosy 28:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “Manaova takelaka mamirapiratra amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka asio soratra hoe: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana.’ Ataovy sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+ Levitikosy 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izay famantarana masina hoe voatokana izy.+ Araka izay nandidian’i Jehovah azy no nataon’i Mosesy. Zakaria 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Amin’izany andro izany, dia hisy+ soratra hoe ‘An’i Jehovah ny fahamasinana!’+ eo amin’ny lakolosy kelin’ny soavaly. Ary ho sahala amin’ireo vilia baolina+ eo anoloan’ny alitara,+ ireo vilanibe+ ao an-tranon’i Jehovah.
36 “Manaova takelaka mamirapiratra amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka asio soratra hoe: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana.’ Ataovy sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+
9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izay famantarana masina hoe voatokana izy.+ Araka izay nandidian’i Jehovah azy no nataon’i Mosesy.
20 “Amin’izany andro izany, dia hisy+ soratra hoe ‘An’i Jehovah ny fahamasinana!’+ eo amin’ny lakolosy kelin’ny soavaly. Ary ho sahala amin’ireo vilia baolina+ eo anoloan’ny alitara,+ ireo vilanibe+ ao an-tranon’i Jehovah.