7 “Ary hamelatra lamba manga eo ambonin’ny latabatry+ ny mofo aseho izy ireo, ka hataony eo ambonin’io ny vilia+ sy ny kaopy sy ny vilia baolina+ ary ny zingan’ny fanatitra zava-pisotro. Tokony ho eo ambonin’ilay latabatra foana ny mofo, izay fanatitra atolotra mandrakariva.+