Eksodosy 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Manaova koa lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Eksodosy 39:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ny alitara+ volamena, sy ny menaka masina fanosorana,+ sy ny emboka manitra,+ ary ny lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay;
36 Manaova koa lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.
38 ny alitara+ volamena, sy ny menaka masina fanosorana,+ sy ny emboka manitra,+ ary ny lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay;