Eksodosy 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hoy i Mosesy: “Tsy maintsy mbola avelanao hoentinay koa aza ny biby hatao sorona sy ny fanatitra dorana, satria tsy maintsy manome izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+
25 Fa hoy i Mosesy: “Tsy maintsy mbola avelanao hoentinay koa aza ny biby hatao sorona sy ny fanatitra dorana, satria tsy maintsy manome izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+