FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ny vavahadin’ny tokotany dia misy lamba fanakonana mirefy roapolo hakiho, ka mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+ Ary misy andry efatra sy faladiany efatra hitsatohan’ny andry koa eo amin’ilay vavahady.+

  • Eksodosy 38:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary ny lamba fanakonana ho an’ny vavahadin’ny tokotany, dia notenomina tamin’ny kofehy manga sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara.+ Roapolo hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny haavony, nanomboka tamin’ny ilany iray ka hatramin’ny ilany iray, nitovy tamin’ny an’ny fefy lamban’ny tokotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara