20 Nilaza ianao hoe: ‘Ananako daholo na ny saina+ na ny hery hoenti-miady.’ Rediredy fotsiny izany teninao izany. Fa iza no mba itokisanao no mikomy+ amiko ianao?
2 dia niteny tamin’i Jeremia i Azaria zanak’i Hosaia+ sy Johanana+ zanak’i Karea ary ny lehilahy be di-doha+ rehetra hoe: “Mandainga ianao,+ fa tsy naniraka anao hilaza aminay i Jehovah Andriamanitsika hoe: ‘Aza mandeha mivahiny any Ejipta.’+