-
Ezra 4:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 mba hisy fikarohana hatao ao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny+ razanao. Dia ho hitanao ao amin’ilay boky, ary ho fantatrao fa mpikomy sy mitondra fatiantoka ho an’ny fanjakana sy ny faritany io tanàna io. Ary efa hatry ny ela be no nisy mpitarika fikomiana tao. Izany no nandravana tanteraka an’io tanàna io.+
-