Eksodosy 39:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary nijery ny asa rehetra i Mosesy, ka hitany fa nataon’izy ireo araka izay nandidian’i Jehovah izany. Eny, toy izany no nataon’izy ireo. Koa nitso-drano azy ireo i Mosesy.+ Deoteronomia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
43 Ary nijery ny asa rehetra i Mosesy, ka hitany fa nataon’izy ireo araka izay nandidian’i Jehovah izany. Eny, toy izany no nataon’izy ireo. Koa nitso-drano azy ireo i Mosesy.+
2 Aza ampiana ny teny andidiako anareo ary aza anesorana,+ mba hitandremanareo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.