Levitikosy 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Nivoaka izy roa lahy avy eo, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Koa niseho tamin’ny olona rehetra ny voninahitr’i Jehovah,+ Nomery 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny zanak’Israely: Josoa 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nitso-drano+ azy ireo i Josoa, ka nandefa azy nody tany amin’ny tranolainy avy. 1 Mpanjaka 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana izy ireo. 2 Tantara 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.
23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Nivoaka izy roa lahy avy eo, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Koa niseho tamin’ny olona rehetra ny voninahitr’i Jehovah,+
14 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana izy ireo.
27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.