Eksodosy 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka marotoa no nanefeny azy. Avy tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro ihany ny tongony sy ny sampany sy ny voninkazony sy ny bokony ary ny felany.+
17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka marotoa no nanefeny azy. Avy tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro ihany ny tongony sy ny sampany sy ny voninkazony sy ny bokony ary ny felany.+