Eksodosy 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary ataovy ny tokotanin’ny+ tranolay. Ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo, dia hasiana fefy lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara,+ ka zato hakiho ny halavany. Eksodosy 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanao ny tokotany izy.+ Natao tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ny fefy lamban’ny tokotany, ho an’ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo. Zato hakiho ilay fefy.+
9 “Ary ataovy ny tokotanin’ny+ tranolay. Ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo, dia hasiana fefy lamba vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara,+ ka zato hakiho ny halavany.
9 Ary nanao ny tokotany izy.+ Natao tamin’ny kofehy rongony miolana tsara ny fefy lamban’ny tokotany, ho an’ny lafiny mitodika any Negeba, izany hoe mitodika mianatsimo. Zato hakiho ilay fefy.+