-
Eksodosy 38:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary ny lamba fanakonana ho an’ny vavahadin’ny tokotany, dia notenomina tamin’ny kofehy manga sy volonondry nolokoana volomparasy somary mena sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara.+ Roapolo hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny haavony, nanomboka tamin’ny ilany iray ka hatramin’ny ilany iray, nitovy tamin’ny an’ny fefy lamban’ny tokotany.+
-