FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ary hihaino ny teninao tokoa izy ireo.+ Ary hankany amin’ny mpanjakan’i Ejipta ianao sy ny anti-panahin’ny Israely. Dia hiteny aminy ianareo hoe: ‘Nifandray taminay+ i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo+ ka avelao izahay, azafady, handeha lalana telo andro mankany an-tany efitra, mba hanao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitray.’+

  • Eksodosy 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hoy izy roa lahy: “Nifandray taminay ny Andriamanitry ny Hebreo.+ Koa aoka re izahay handeha lalana telo andro mankany an-tany efitra, hanao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitray e,+ sao hasiany amin’ny areti-mandringana na amin’ny sabatra izahay.”+

  • Eksodosy 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa hoy i Mosesy: “Tsy maintsy mbola avelanao hoentinay koa aza ny biby hatao sorona sy ny fanatitra dorana, satria tsy maintsy manome izany ho an’i Jehovah Andriamanitray izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara