3 dia hamely ny biby fiompinao+ any an-tsaha ny tanan’i Jehovah.+ Ho voan’ny areti-mandringana+ tena mahery ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva ary ny omby aman’ondry.
31 Dia niantso+ an’i Mosesy sy Arona avy hatrany i Farao tamin’iny alina iny, ka nanao hoe: “Mandehana miala eto amin’ny vahoakako ianareo sy ny zanak’Israely, ary mandehana manompo an’i Jehovah araka izay efa nolazainareo.+