FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Azoko natao ny naninjitra ny tanako, mba hamelezana anao sy ny vahoakanao tamin’ny areti-mandringana, ary mba hamongorana anao tsy ho amin’ny tany.+

  • Salamo 78:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Nanomana lalana ho an’ny fahatezerany izy,+

      Ary tsy niaro azy ireo* tsy ho faty.

      Natolony ho an’ny areti-mandringana koa ny ain’izy ireo.+

  • Ezekiela 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho toy izany no hitranga rehefa hampihariko amin’i Jerosalema ny didim-pitsarako efatra mitera-doza,+ dia ny sabatra sy ny mosary sy ny bibidia masiaka ary ny areti-mandringana,+ mba ho ripaka daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.+

  • Amosa 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Nandefasako areti-mandringana toy ny tany Ejipta ianareo,+ ary novonoiko tamin’ny sabatra ny tovolahy teo aminareo,+ sady nobaboina koa ny soavalinareo.+ Nakariko hatreo am-bavoronareo ny hamaimbon’ny tobinareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara