FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tao anatin’izany fotoana lava izany, no nahafatesan’ny mpanjakan’i Ejipta.+ Mbola nisento ihany anefa ny zanak’Israely noho ny fanandevozana, ka nitaraina foana.+ Dia niantso vonjy izy ireo noho izany, ary niakatra tany amin’ilay tena Andriamanitra ny antson’izy ireo.+

  • Ohabolana 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manala baraka ny Mpanao azy,+ fa izay miantra ny mahantra kosa manome voninahitra Azy.+

  • Asan’ny Apostoly 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nilaza koa Andriamanitra fa ho mpivahiny+ any an-tanin’olona+ ny taranak’i Abrahama, ka handevozin’ireo sy hampahoriny efajato taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara