FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.

  • Genesisy 26:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia homba anao foana aho ka hitahy anao, satria ianao sy ny taranakao no homeko izao tany rehetra izao.+ Ary hotanterahiko ny fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao+ hoe:

  • Genesisy 35:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Homeko anao ilay tany+ nomeko an’i Abrahama sy Isaka, ary homeko ny taranakao+ handimby anao koa izany.”

  • Eksodosy 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsarovy i Abrahama sy Isaka ary Israely mpanomponao, izay nianiananao tamin’ny tenanao,+ ka nilazanao hoe: ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakareo.+ Ary io tany manontolo io izay efa nolazaiko taminareo, dia homeko ny taranakareo+ ho lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara