Eksodosy 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ho hitanao ankehitriny izay hataoko amin’i Farao,+ fa noho ny tanako mahery no handefasany azy ireo, ary noho ny tanako mahery no handroahany azy ireo hiala amin’ny tany Ejipta.”+
6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ho hitanao ankehitriny izay hataoko amin’i Farao,+ fa noho ny tanako mahery no handefasany azy ireo, ary noho ny tanako mahery no handroahany azy ireo hiala amin’ny tany Ejipta.”+