FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ny loza, dia nanamafy ny fony+ izy ka tsy nihaino azy roa lahy, araka izay efa nolazain’i Jehovah.+

  • Eksodosy 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hoy i Mosesy: “Hiala eto aminao aho izao, ary hitalaho amin’i Jehovah tokoa ho anao. Koa hiala amin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra rahampitso. Tandremo fotsiny anefa sao mamitaka indray i Farao, ka tsy handefa ny olona hanao sorona ho an’i Jehovah.”+

  • Eksodosy 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nentina tany amin’i Farao indray i Mosesy sy Arona, ka hoy i Farao tamin’izy roa lahy: “Mandehana manompo an’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Fa iza sy iza avy tokoa moa no handeha?”

  • Eksodosy 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia niantso+ an’i Mosesy sy Arona avy hatrany i Farao tamin’iny alina iny, ka nanao hoe: “Mandehana miala eto amin’ny vahoakako ianareo sy ny zanak’Israely, ary mandehana manompo an’i Jehovah araka izay efa nolazainareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara