FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nitebiteby+ i Farao nony maraina, ka nampanantsoiny avokoa ny mpisorona nampiasa herin’ny maizina+ sy ny olon-kendry+ tao Ejipta. Dia notantarainy tamin’ireo ny nofiny,+ nefa tsy nisy nahalaza ny heviny.

  • Daniela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy ny Kaldeanina teo anatrehan’ny mpanjaka: “Tsy misy olona eto ambonin’ny tany mahalaza ilay nofin’ny mpanjaka, fa mbola tsy nisy mpanjaka lehibe na governora nitaky zavatra toy izany tamin’ny mpisorona mampiasa herin’ny maizina, na tamin’ny mpila hevitra amin’ny maty, na tamin’ny Kaldeanina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara