FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia naroso mitokana ny sakafon’i Josefa, ary mitokana ny an’izy ireo, ary mitokana ny an’ny Ejipsianina izay nisakafo teo koa. Fa tsy afaka niara-nisakafo tamin’ny Hebreo ny Ejipsianina, satria zava-maharikoriko tamin’ny Ejipsianina izany.+

  • Genesisy 46:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao izahay mpanomponao, dia izahay sy ny razanay.’+ Amin’izay dia ho afaka hipetraka eto Gosena ianareo,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+

  • Eksodosy 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hiaraka aminay koa ny biby fiompinay,+ fa tsy misy azo ajanona na dia kitro iray aza, satria avy amin’ireny biby ireny no hakanay hanompoana an’i Jehovah Andriamanitray.+ Na izahay aza mbola tsy mahafantatra akory izay homenay hanompoana an’i Jehovah, raha tsy efa tonga any.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara