20 Koa haninjitra ny tanako+ aho, ary hamely an’i Ejipta ka ny zava-mahagaga rehetra hataoko ao aminy no hamelezako azy. Dia handefa anareo izy aorian’izay.+
3 dia hamely ny biby fiompinao+ any an-tsaha ny tanan’i Jehovah.+ Ho voan’ny areti-mandringana+ tena mahery ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva ary ny omby aman’ondry.