Eksodosy 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa mankanesa any amin’i Farao rahampitso maraina, fa hivoaka hankeny amin’ny rano izy.+ Koa mijanòna eny amoron’ny Reniranon’i Neily mba hihaonanao aminy,+ ary ento eny an-tananao ilay tehina izay niova ho bibilava.+
15 Koa mankanesa any amin’i Farao rahampitso maraina, fa hivoaka hankeny amin’ny rano izy.+ Koa mijanòna eny amoron’ny Reniranon’i Neily mba hihaonanao aminy,+ ary ento eny an-tananao ilay tehina izay niova ho bibilava.+