Eksodosy 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tena handrakotra ny faritra taza-maso rehetra amin’ny tany ireny, ka tsy ho hita mihitsy ny tany. Dia ho lanin’ireny izay sisa niangana navelan’ny havandra. Hohanin’ireny tokoa ny hazo mitsimoka rehetra any an-tsaha.+ Joba 38:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Efa niditra tao amin’ny trano fitehirizana ny lanezy ve ianao?+Sa ianao efa nahita ny trano fitehirizana ny havandra,+ Salamo 78:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nataony matin’ny havandra ny voalobony,+Ary potiky ny havandra ny aviavidia teo amin’ny taniny.+ Salamo 105:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Havandra no nalatsany fa tsy orana,+Ary nandefa afo midedadeda teo amin’ny tanin’izy ireo izy.
5 Ary tena handrakotra ny faritra taza-maso rehetra amin’ny tany ireny, ka tsy ho hita mihitsy ny tany. Dia ho lanin’ireny izay sisa niangana navelan’ny havandra. Hohanin’ireny tokoa ny hazo mitsimoka rehetra any an-tsaha.+
22 Efa niditra tao amin’ny trano fitehirizana ny lanezy ve ianao?+Sa ianao efa nahita ny trano fitehirizana ny havandra,+ Salamo 78:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nataony matin’ny havandra ny voalobony,+Ary potiky ny havandra ny aviavidia teo amin’ny taniny.+ Salamo 105:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Havandra no nalatsany fa tsy orana,+Ary nandefa afo midedadeda teo amin’ny tanin’izy ireo izy.