Deoteronomia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra,+ eny fa na dia ny lanitry ny lanitra sy ny tany+ mbamin’izay rehetra eo aminy aza. Salamo 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Eny, ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+ Salamo 50:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha noana aho, dia tsy hiteny aminao,Satria ahy ny tany lonaka+ sy izay rehetra vokariny.+ 1 Korintianina 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa “an’i Jehovah+ ny tany sy izay rehetra eo aminy.”+
14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra,+ eny fa na dia ny lanitry ny lanitra sy ny tany+ mbamin’izay rehetra eo aminy aza.