1 Tantara 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanakalahin’i Joda dia i Era+ sy Onana+ ary Sela.+ Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa taminy. Ary Kananita io vadiny io. Ary i Era lahimatoan’i Joda dia nanjary ratsy teo imason’i Jehovah, ka novonoiny ho faty.+ Hebreo 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.
3 Ary ny zanakalahin’i Joda dia i Era+ sy Onana+ ary Sela.+ Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa taminy. Ary Kananita io vadiny io. Ary i Era lahimatoan’i Joda dia nanjary ratsy teo imason’i Jehovah, ka novonoiny ho faty.+
14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.