Eksodosy 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa mbola miavonavona amin’ny oloko ihany ve ianao ka tsy handefa azy?+ Eksodosy 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana ianareo no handa tsy hitandrina ny didiko sy ny lalàko?+ Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Isaia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+ Jeremia 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Lazao amin’ny mpanjaka sy ny andriambavy+ hoe: ‘Mipetraha eo ambany,+ satria ho latsaka avy eny an-dohanareo ny satroboninahitrareo tsara tarehy.’+
28 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana ianareo no handa tsy hitandrina ny didiko sy ny lalàko?+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+
18 “Lazao amin’ny mpanjaka sy ny andriambavy+ hoe: ‘Mipetraha eo ambany,+ satria ho latsaka avy eny an-dohanareo ny satroboninahitrareo tsara tarehy.’+