8 Ary tsy maintsy hidina ho any amiko ireo mpanomponao rehetra ireo, ka hiankohoka eo anatrehako+ sady hiteny hoe: ‘Mandehana any ianao sy ny olona rehetra mpanara-dia anao!’ Aorian’izay dia handeha aho.” Dia nivoaka avy teo amin’i Farao i Mosesy sady tezitra be.
27 Finoana, fa tsy tahotra ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ no nandaozany an’i Ejipta,+ satria tsy azo nohozongozonina mihitsy izy, toy ny mahita an’Ilay tsy hita.+